Daniel 1:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka ka tamin’izy rehetra dia tsy nisy hitany ho tahaka an’i Daniela sy i Hanania sy i Misaela ary i Azaria. Dia nitoetra teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niresaka tamin’ireo ny mpanjaka, ka tsy nisy hita izay tahaka an’i Daniela sy i Hananià ary i Misaela sy i Habeda-Negao. Koa dia nanompo ny mpanjaka izy efa-dahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka niresaka taminy, ka tsy nisy hita izay tahaka an'i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria tamin'izy rehetra, ka dia nitoetra teo anatrehan'ny mpanjaka izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka ka tamin’izy rehetra dia tsy nisy hitany ho tahaka an’i Daniela sy i Hanania sy i Misaela ary i Azaria. Dia nitoetra teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo.
malagasy