Daniel 1:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjaka i Daniela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Daniela dia nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy.
Malagasy Bible 1865
Ary Daniela nahatratra ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahatratra ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjaka i Daniela.
malagasy
Ary Daniela nahatratra ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy mpanjaka.