Daniel 1:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandidy an’i Aspenaza, lehiben’ny tandapany, ny mpanjaka mba hitondra ny sasany amin’ny Zanak’Israely avy amin’ny taranaky ny mpanjaka na avy amin’ny fianakavian’andriana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nandidy an’i Aspenaza lehiben’ireo tandapany mba hitondra tovolahy israelita avy amin’ny tarana-mpanjaka sy ny fianakavian’andriana sasany;
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nandidy an'i Aspenaza, lehiben'ny tandapany, hitondra ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely, dia amin'ny zanak'andriana na amin'ny ambony firazanana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandidy an’i Aspenaza, lehiben’ny tandapany, ny mpanjaka mba hitondra ny sasany amin’ny Zanak’Israely avy amin’ny taranaky ny mpanjaka na avy amin’ny fianakavian’andriana,
malagasy