Daniel 1:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanokana hanina ho azy ireo isanandro avy tamin’ny haniny sy avy tamin’ny divay izay fisotrony ny mpanjaka mba hamelomana azy ireo mandritra ny telo taona, fa rehefa afaka izany dia hijoro eo anatrehan’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’ny mpanjaka hanokanana sakafo sy divay isan’andro avy amin’ny hanina amam-pisotrony izy ireo ary koa hampianarina mandritra ny telo taona. Rehefa izany dia hanompo ny mpanjaka izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka nampanokana hanina ho an'ireo isan'andro avy tamin'ny haniny sy avy tamin'ny divay izay fisotrony mba hamelomana azy telo taona, ary rehefa afaka izany, dia hitoetra eo anatrehan'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanokana hanina ho azy ireo isanandro avy tamin’ny haniny sy avy tamin’ny divay izay fisotrony ny mpanjaka mba hamelomana azy ireo mandritra ny telo taona, fa rehefa afaka izany dia hijoro eo anatrehan’ny mpanjaka izy.
malagasy