Daniel 1:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izy ireo dia nisy avy amin’ny taranak’i Joda: I Daniela sy i Hanania ary i Misaela sy i Azaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anisan’ireo voafidy tao amin’ny fokon’i Joda i Daniela sy i Hananià ary i Misaela sy i Hazarià.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ireo dia nisy avy amin'ny taranak'i Joda, dia Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izy ireo dia nisy avy amin’ny taranak’i Joda: I Daniela sy i Hanania ary i Misaela sy i Azaria.
malagasy
Ary tamin'ireo dia nisy avy amin'ny taranak'i Joda, dia Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria.