Daniel 1:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’ny lehiben’ny tandapa anarana ireo ka i Daniela dia nataony hoe Beltesazara, i Hanania kosa dia Sadraka, i Misaela indray dia Mesaka, ary i Azaria dia nataony hoe Abed-Nego.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’ny lehiben’ny tandapa anarana vaovao izy ireo, ka i Daniela nantsoiny hoe Beltesatsara, i Hananià nantsoiny hoe Sadràka, i Misaela nantsoiny hoe Mesàka, ary i Hazarià nantsoiny hoe Habeda-Negao.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nomen'ny lehiben'ny tandapa anarana, ka Daniela nataony hoe Beltesazara, ary Hanania nataony hoe Sadraka, ary Misaela nataony hoe Mesaka, ary Azaria nataony hoe Abednego.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’ny lehiben’ny tandapa anarana ireo ka i Daniela dia nataony hoe Beltesazara, i Hanania kosa dia Sadraka, i Misaela indray dia Mesaka, ary i Azaria dia nataony hoe Abed-Nego.
malagasy