Daniel 1:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Daniela dia ninia tao am-pony tsy handoto ny tenany tamin’ny anjara hanina avy tamin’ny hanin’ny mpanjaka, na tamin’ny divay izay fisotrony ka nangataka tamin’ny lehiben’ny tandapa izy mba havelany tsy handoto ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hentitra ny fanapahan-kevitr’i Daniela fa tsy handoto tena amin’izay sakafon’ny mpanjaka na ny divay fisotrony izy; koa nangataka tamin’ny lehiben’ny tandapa izy mba tsy hanery azy handoto tena.
Malagasy Bible 1865
Ary Daniela ninia tao am-pony tsy handoto ny tenany tamin'ny anjara-hanina avy tamin'ny hanin'ny mpanjaka, na tamin'ny divay izay fisotrony; ka dia nangataka tamin'ny lehiben'ny tandapa izy mba havelany tsy handoto ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Daniela dia ninia tao am-pony tsy handoto ny tenany tamin’ny anjara hanina avy tamin’ny hanin’ny mpanjaka, na tamin’ny divay izay fisotrony ka nangataka tamin’ny lehiben’ny tandapa izy mba havelany tsy handoto ny tenany.
malagasy