Daniel 1:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’Andriamanitra nahita fitia sy famindrampo tamin’ilay lehiben’ny tandapa i Daniela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nataon’Andriamanitra nahazo fitia sy indrafo teo anatrehan’ny lehiben’ny tandapa i Daniela.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'Andriamanitra nahita fitia sy famindram-po tamin'ilay lehiben'ny tandapa Daniela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’Andriamanitra nahita fitia sy famindrampo tamin’ilay lehiben’ny tandapa i Daniela.
malagasy
Dia nataon'Andriamanitra nahita fitia sy famindram-po tamin'ilay lehiben'ny tandapa Daniela.