Daniel 10:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô! Fantaro ny teny izay lazaiko aminao ka mijoroa eo amin’ny toerana izay misy anao; fa nirahina ho atỳ aminao aho ankehitriny. Nony nilaza izany teny izany tamiko izy dia nitsangana tamim-pangovitana teo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izy tamiko: ‹Ry Daniela, fatra-pitia anao Andriamanitra, ka fantaro izao teny ambarako anao izao; ary mijoroa eo amin’ny toeranao, satria nirahina hanketỳ aminao aho ankehitriny›. Rehefa voalazany tamiko izany teny izany, dia nitsangana aho nefa mbola nangozohozo ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô, fantaro ny teny Izay lazaiko aminao, ka mijoroa; fa nirahina ho atỳ aminao aho ankehitriny. Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia nitsangana nangozohozo teo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamiko: Ry Daniela malala ô! Fantaro ny teny izay lazaiko aminao ka mijoroa eo amin’ny toerana izay misy anao; fa nirahina ho atỳ aminao aho ankehitriny. Nony nilaza izany teny izany tamiko izy dia nitsangana tamim-pangovitana teo aho.
malagasy