Daniel 10:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin’ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitrao dia efa re ny teninao, ary noho ny teninao no nahatongavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa izy tamiko: ‹Aza matahotra, ry Daniela, fa hatramin’ny andro voalohany nanoloranao ny fonao hahafantatra izay niseho sy nanetrenao tena teo anatrehan’Andriamanitra, dia nohenoina ny tonombavakao ka tonga aho hitondra ny valiny.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenanao teo anatrehan'Andriamanitrao dia reko ny teninao, ary noho ny teninao dia avy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamiko: Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin’ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitrao dia efa re ny teninao, ary noho ny teninao no nahatongavako.
malagasy