Daniel 10:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay andrianan’ny fanjakan’i Persia anefa dia nanohitra ahy nandritra ny iraika amby roapolo andro; fa indro kosa i Mikaela, iray amin’ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; koa izaho ihany no sisa nijanona teo amin’ny mpanjakan’i Persia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny anjely mpiaro ny fanjakan’i Persia dia nanohitra ahy nandritra ny 21 andro; nefa indro i Mikaela, anankiray amin’ireo anjely lohalaharana indrindra, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho sisa tafajanona teo anilan’ireo mpanjakan’i Persia.
Malagasy Bible 1865
Fa ilay andrianan'ny fanjakan'i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin'ny mpanjakan'i Persia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay andrianan’ny fanjakan’i Persia anefa dia nanohitra ahy nandritra ny iraika amby roapolo andro; fa indro kosa i Mikaela, iray amin’ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; koa izaho ihany no sisa nijanona teo amin’ny mpanjakan’i Persia.
malagasy
Fa ilay andrianan'ny fanjakan'i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin'ny mpanjakan'i Persia.[Heb. voalohany]