Daniel 10:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra ny fahitana amin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tonga aho ankehitriny hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao amin’ny andro farany, satria mbola hisy koa fahitana iray momba izany andro izany.›
Malagasy Bible 1865
Ary avy hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra amin'izany andro izany ny fahitana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra ny fahitana amin’izany andro izany.
malagasy
Ary avy hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra amin'izany andro izany ny fahitana.