Daniel 10:15 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nilaza izany teny izany tamiko izy dia niankohoka tamin’ny tany aho sady tsy nahateny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mbola nilaza ireo teny ireo tamiko izy, dia niondrika tamin’ny tany aho fa tsy nahateny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia niankohoka tamin'ny tany aho sady tsy nahateny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nilaza izany teny izany tamiko izy dia niankohoka tamin’ny tany aho sady tsy nahateny.
malagasy
Ary nony nilaza izany teny izany tamiko izy, dia niankohoka tamin'ny tany aho sady tsy nahateny.