Daniel 10:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy iray miendri-janak’olombelona nanendry ny molotro, dia niloa-bava aho ka niteny tamin’ilay nitsangana teo anatrehako hoe: Tompoko, azon’ny fanaintainana aho noho ny fahitana ka tsy manan-kery intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro nisy anankiray nanana endrik’olombelona nanendry ny molotro; dia nanoka-bava aho ka niteny tamin’ilay nitsangana teo anilako hoe: ‹Noho ny fahitana, tompoko, dia nitebiteby aho ka tsy nanan-kery intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy anankiray miendri-janak'olombelona nanendry ny molotro, dia niloa-bava aho ka niteny nanao tamin'ilay nitsangana teo anatrehako hoe: Tompoko, azon'ny fanaintainana aho noho ny fahitana ka tsy manan-kery intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy iray miendri-janak’olombelona nanendry ny molotro, dia niloa-bava aho ka niteny tamin’ilay nitsangana teo anatrehako hoe: Tompoko, azon’ny fanaintainana aho noho ny fahitana ka tsy manan-kery intsony.
malagasy