Daniel 10:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ahoana no ahazoan’ity izaho mpanomponao ity hiteny aminao tompoko? Ary tamin’izay dia tsy nisy hery nitoetra tato amiko intsony, ary tsy nisy aina tavela tato amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana moa no hahafahako hiteny aminao, tompoko, kanefa izaho ankehitriny tsy manan-kery intsony sady tsy avy miaina?›
Malagasy Bible 1865
Fa aiza no ahazoan'ity izaho mpanompon'ny tompoko ity hiteny aminao tompoko? Ary tamin'izay dia tsy nisy hery nitoetra tato amiko intsony, na nisy aina sisa tato amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ahoana no ahazoan’ity izaho mpanomponao ity hiteny aminao tompoko? Ary tamin’izay dia tsy nisy hery nitoetra tato amiko intsony, ary tsy nisy aina tavela tato amiko.
malagasy