Daniel 10:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay nanana endrika olona dia mbola nanendry ahy indray sady nampahery ahy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ilay nanana endrik’olombelona mbola nanendry ahy indray ka nampahery ahy
Malagasy Bible 1865
Ary nisy indray nanana endrik'olona nanendry ahy koa, dia nampahery ahy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay nanana endrika olona dia mbola nanendry ahy indray sady nampahery ahy
malagasy
Ary nisy indray nanana endrik'olona nanendry ahy koa, dia nampahery ahy