Daniel 10:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao. Mahereza; eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy dia nihanahery aho ka niteny hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao tamiko hoe: ‹Aza matahotra! Fara-pitia anao Andriamanitra, ka fiadanana ho anao! Mahereza ary mahatanjaha!› Koa arakaraky ny nitenenany tamiko no nampahatanjaka ahy, ka hoy aho taminy: ‹Aoka àry hiteny ianao, tompoko, satria efa nampahery ahy.›
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy, dia nihahery aho ka nanao hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao. Mahereza; eny, mahereza. Ary rehefa niteny tamiko izy dia nihanahery aho ka niteny hoe: Aoka hiteny ianao tompoko, satria efa nampahery ahy.
malagasy