Daniel 10:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany izaho, Daniela, dia nisaona roatokom-bolana mipaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tamin’izany andro izany, izaho Daniela dia nisaona nandritra ny telo herinandro.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany izaho Daniela dia nisaona roatokom-bolana mipaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany izaho, Daniela, dia nisaona roatokom-bolana mipaka.
malagasy
Tamin'izany andro izany izaho Daniela dia nisaona roatokom-bolana mipaka.