Daniel 10:21 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hambarako aminao izay voasoratra ao amin’ny soratra marina. Tsy misy miara-misikina amiko hanohitra ireo afa-tsy i Mikaela andriananareo.
Malagasy Bible 1865
Fa hambarako aminao izay voasoratra ao amin'ny soratra marina; nefa tsy misy miara-misikina amiko hanohitra ireo, afa-tsy Mikaela andriananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hambarako aminao izay voasoratra ao amin’ny soratra marina. Tsy misy miara-misikina amiko hanohitra ireo afa-tsy i Mikaela andriananareo.
malagasy