Daniel 10:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nihinana hanim-py aho sady tsy nanendry hena na divay ny vavako, ary tsy nihosotra zavatra manitra akory aho ambara-pahatapitry ny roatokom-bolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nihinana sakafo matsiro aho, ary tsy nanendry hena sy divay sady tsy nihosotra zava-manitra mandra-pahatapitr’ireo telo herinandro ireo.
Malagasy Bible 1865
Tsy nihinana hanim-py aho, sady tsy nanendry hena na divay ny vavako, ary tsy nihosotra diloilo akory aho ambara-pahatapitry ny roatokom-bolana mipaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nihinana hanim-py aho sady tsy nanendry hena na divay ny vavako, ary tsy nihosotra zavatra manitra akory aho ambara-pahatapitry ny roatokom-bolana.
malagasy