Daniel 10:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana voalohany, raha teo amoron’ny ony lehibe aho, dia ny ony Hidekela,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenako tamin’ny volana voalohany, fony andro faha-24, dia teo amoron’ny ony lehibe, izany hoe i Tigra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana voalohany, raha teo amoron'ny ony lehibe aho (Hidekela izany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana voalohany, raha teo amoron’ny ony lehibe aho, dia ny ony Hidekela,
malagasy
Ary tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana voalohany, raha teo amoron'ny ony lehibe aho (Hidekela izany),