Daniel 10:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanopy ny masoko aho ka nijery ary indro, nisy lehilahy iray niakanjo vita tamin’ny lamba rongony ka tena volamena avy any Ofaza ny fehikibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampifantoka ny masoko hijery aho ka nahita lehilahy iray niakanjo rongony fotsy sady nanao fehikibo volamena madio avy any Ofaza.
Malagasy Bible 1865
dia nanopy ny masoko aho ka nijery, ary, indro, nisy lehilahy iray nitafy rongony fotsy, ka tena volamena avy any Ofaza no nisikinany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanopy ny masoko aho ka nijery ary indro, nisy lehilahy iray niakanjo vita tamin’ny lamba rongony ka tena volamena avy any Ofaza ny fehikibony.
malagasy