Daniel 10:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny krizolita ny tenany, tahaka ny tselatra ny tarehiny, tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony, ary ny feony dia toy ny feon’olona marobe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny vatosoa no fijerena ny tenany ary tahaka ny tselatra no famirapiratry ny tarehiny, toy ny fanilo mirehitra ny masony, toy ny halimo manganohano ny tanany sy ny tongony, ary ny feony dia tahaka ny feon’olona marobe.
Malagasy Bible 1865
tahaka ny krysolita ny tenany. ary tahaka ny helatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, ary mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony; ary ny feony toy ny feon'olona maro be;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny krizolita ny tenany, tahaka ny tselatra ny tarehiny, tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony, ary ny feony dia toy ny feon’olona marobe.
malagasy