Daniel 10:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Daniela ihany no nahita ny fahitana fa ireo olona izay teo amiko kosa dia tsy mba nahita izany, nefa toran-kovitra indrindra izy ka nandositra niery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izaho Daniela irery ihany no nahita ny fahitana, fa ireo olona izay niaraka tamiko dia tsy nahita izany; kanefa raiki-tahotra mafy izy ireo ka nandositra niery.
Malagasy Bible 1865
ary izaho Daniela ihany no nahita ny fahitana; fa ny olona izay teo amiko kosa tsy mba nahita izany, fa toran-kovitra indrindra izy ka nandositra niery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Daniela ihany no nahita ny fahitana fa ireo olona izay teo amiko kosa dia tsy mba nahita izany, nefa toran-kovitra indrindra izy ka nandositra niery.
malagasy