Daniel 10:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tavela ho irery teo aho dia nahita izany fahitana lehibe izany ka tsy nisy hery tafajanona tato amiko sady niova sy nihahatsatra ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izaho irery sisa nijanona ka nahita io fahitana lehibe io; dia tsy nisy hery intsony tato amiko, nivaloarika sy nihasimba ny tarehiko, fa tsy nanan-kery intsony aho.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nilaozana ho irery aho ary nahita izany fahitana lehibe izany, dia tsy nisy hery tafajanona tato amiko; fa nihasimba nivaloarika ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tavela ho irery teo aho dia nahita izany fahitana lehibe izany ka tsy nisy hery tafajanona tato amiko sady niova sy nihahatsatra ny tarehiko, ary tsy nisy hery intsony tamiko.
malagasy