Daniel 10:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandre ny teniny ihany anefa aho; ary nony nandre izany aho dia renoky ny torimaso niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary reko ihany ny tenin-dralehilahy; kanefa raha nandre ny feony aho, dia torana nihohoka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Nefa nandre ny teniny ihany aho; ary nony nandre izany aho, dia renoky ny torimaso niankohoka tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandre ny teniny ihany anefa aho; ary nony nandre izany aho dia renoky ny torimaso niankohoka tamin’ny tany.
malagasy
Nefa nandre ny teniny ihany aho; ary nony nandre izany aho, dia renoky ny torimaso niankohoka tamin'ny tany.