Daniel 11:1 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy mediana aho no nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariôsa, ilay Medianina, dia nitsangana teo anilan’i Mikaela ka nampahery sy nanohana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa Mediana dia nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy mediana aho no nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy.
malagasy
Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa Mediana dia nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho.