Daniel 11:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha miainga ireo olona marobe ireo dia hiavonavona ny fony; haharipaka alinalina izy nefa tsy ho mpandresy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary resin’ilay mpanjaka ao atsimo ireo vahoaka marobe ireo ka hampiavonavona ny fony; nefa, na dia haharingana miaramila 10 000 maro aza izy, dia tsy handresy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha miainga ireo maro be ireo, dia hiavonavona ny fony; ary haharipaka alinalina izy, nefa tsy hahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha miainga ireo olona marobe ireo dia hiavonavona ny fony; haharipaka alinalina izy nefa tsy ho mpandresy.
malagasy
Ary raha miainga ireo maro be ireo, dia hiavonavona ny fony; ary haharipaka alinalina izy, nefa tsy hahery.