Daniel 11:13 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hiverina ny mpanjakan’ny avaratra ka hanangona olona marobe mihoatra noho ny teo; ary rehefa afaka taona vitsivitsy dia ho avy tokoa izy ka hitondra miaramila maro sy fitaovana betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny indray ny mpanjaka ao avaratra fa hanangona miaramila marobe mihoatra lavitra noho ny teo aloha; ary rehefa afaka taona vitsivitsy, dia ho avy tokoa izy hitondra tafika goavana sy fitaovam-piadiana maro.
Malagasy Bible 1865
Fa hiverina ny mpanjakan'ny avaratra ka hanangona olona maro be mihoatra noho ny teo; ary rehefa afaka ny fe-taona, dia ho avy tokoa izy ka hitondra miaramila maro sy fitaovana betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hiverina ny mpanjakan’ny avaratra ka hanangona olona marobe mihoatra noho ny teo; ary rehefa afaka taona vitsivitsy dia ho avy tokoa izy ka hitondra miaramila maro sy fitaovana betsaka.
malagasy