Daniel 11:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan’ny atsimo; ary ireo mahery setra indrindra amin’ny firenenao dia hijoro hahatò ny fahitana; nefa ho lavo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany fotoana izany dia marobe ireo olona hitsangan-kanohitra ny mpanjaka ao atsimo; ary, na dia ireo olona mahery setra anisan’ny firenenao aza, dia hikomy amin’io mpanjaka io mba hahatanteraka fahitana iray, kanefa ho resy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan'ny atsimo; ary ireo loza indrindra amin'ny firenenao dia hanandra-tena hahatò ny fahitana, nefa ho lavo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia maro no hitsangana hamely ny mpanjakan’ny atsimo; ary ireo mahery setra indrindra amin’ny firenenao dia hijoro hahatò ny fahitana; nefa ho lavo izy.
malagasy