Daniel 11:15 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho avy ny mpanjakan’ny avaratra hanandratra tovon-tany hahazo ny tanàna mimanda; ary ny miaramila betsaka avy any atsimo sy ny mpiady fantenany dia tsy afaka hanohitra satria tsy hanan-kery hanoherana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho avy ny mpanjaka ao avaratra hanangana tovon-tany hamelezana tanànamimanda iray sy hahazoana azy; ary ny tafiky ny ao atsimo, na dia hisy miaramila voafantina aza, dia tsy hanan-kery hanoheram-panafihana.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho avy ny mpanjakan'ny avaratra hanandratra tovon-tany hanafaka ny tanàna mimanda; ary na ny sandrin'ny atsimo na ny olom-pidiny dia tsy hahomby, ary tsy hisy hery hahombiazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho avy ny mpanjakan’ny avaratra hanandratra tovon-tany hahazo ny tanàna mimanda; ary ny miaramila betsaka avy any atsimo sy ny mpiady fantenany dia tsy afaka hanohitra satria tsy hanan-kery hanoherana.
malagasy