Daniel 11:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay avy hamely azy dia hanao araka izay sitrapony ka tsy hisy hahajanona eo anatrehany; ary hijanona ao amin’ny tany mahafinaritra izy ary hisy fandringanana eny an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay avy hamely azy dia hanao araka izay sitrapony fa tsy hisy hahatohitra akory; ary hamahatra ao amin’ilay tany tsara indrindra izy sady hanao fandripahana eo.
Malagasy Bible 1865
Fa izay avy hamely azy dia hanao araka Izay sitrapony, ka tsy hisy hahajanona eo anatrehany; ary izy hijanona ao amin'ny tany mahafinaritra, ary hisy fandringanana eny an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay avy hamely azy dia hanao araka izay sitrapony ka tsy hisy hahajanona eo anatrehany; ary hijanona ao amin’ny tany mahafinaritra izy ary hisy fandringanana eny an-tanany.
malagasy