Daniel 11:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hivonona tsara handeha amin’ny herin’ny fanjakany rehetra izy ka hanao izay hahatsara ny fihavanana; homeny azy ho vady ny zanany vavy ka hahatonga loza ho azy izany; nefa tsy ho tanteraka izany sady tsy hahasoa azy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanapa-kevitra ho avy miaraka amin’ny hery rehetra ananan’ny fanjakany izy ka hanao izay hahatsara fihavanana. Dia homeny ho vadin’ny mpanjaka ao atsimo ny iray amin’ny zanakavavin’ny vadiny; ny hahatonga loza amin’ny tanin’io mpanjaka io no kendreny, kanefa tsy hahomby izany tetika izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hivonona tsara handeha amin'ny herin'ny fanjakany rehetra izy ka hanao izay hahatsara ny fihavanana; ary homeny ny zanakavavin'ny vehivavy izy ka hahatonga loza aminy; ary tsy hahalavorary razazavavy, na hahasoa azy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hivonona tsara handeha amin’ny herin’ny fanjakany rehetra izy ka hanao izay hahatsara ny fihavanana; homeny azy ho vady ny zanany vavy ka hahatonga loza ho azy izany; nefa tsy ho tanteraka izany sady tsy hahasoa azy akory.
malagasy