Daniel 11:18 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitodika mankany amin’ny nosy izy ka hahazo olona marobe; fa hisy mpitondra hampitsahatra ny latsa ataony, nefa izy kosa dia tsy afaka handatsa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hitodika amin’ireo nosy indray izy ka hahalasa maromaro; kanjo hisy filohan-tafika vahiny iray hampitsahatra ny fanalam-baràka ataony, ka hampitsingerina izany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitodika mankany amin'ny nosy izy ka hahalasa be; ary hisy mpanapaka hampitsahatra ny latsa ataony, sady hatsingeriny aminy ny latsa ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitodika mankany amin’ny nosy izy ka hahazo olona marobe; fa hisy mpitondra hampitsahatra ny latsa ataony, nefa izy kosa dia tsy afaka handatsa.
malagasy
Ary hitodika mankany amin'ny nosy izy ka hahalasa be; ary hisy mpanapaka hampitsahatra ny latsa ataony, sady hatsingeriny aminy ny latsa ataony.