Daniel 11:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiverina hankany amin’ny fiarovana mafy any amin’ny taniny izy nefa ho tafintohina sy ho lavo ka tsy ho hita intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hitodika amin’ireo tanànamimanda ao amin’ny taniny izy, kanjo tsy hahomby fa ho faty ka tsy ho hita intsony.
Malagasy Bible 1865
Dia hitodika hankany, amin'ny fiarovana mafy any amin'ny taniny izy; kanjo ho tafintohina sy ho lavo izy ka tsy ho hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiverina hankany amin’ny fiarovana mafy any amin’ny taniny izy nefa ho tafintohina sy ho lavo ka tsy ho hita intsony.
malagasy
Dia hitodika hankany, amin'ny fiarovana mafy any amin'ny taniny izy; kanjo ho tafintohina sy ho lavo izy ka tsy ho hita.