Daniel 11:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitsangana handimby azy indray ny iray izay hampandeha mpampahory ho any amin’izay faritra tsara indrindra amin’ny fanjakany; ary rehefa afaka andro vitsy dia ho faty io, nefa tsy amin’ny fahatezerana na amin’ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hisy hitsangana handimby azy ka hampandroba ilay trano be voninahitra indrindra ao amin’ny fanjakana; kanjo rehefa afaka andro vitsivitsy, dia ho potika io mpanjaka io nefa tsy an-karihary na amin’ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ary hitsangana handimby azy indray ny anankiray izay hampandeha mpampiasa ho any amin'izay tsara indrindra amin'ny fanjakany; fa rehefa afaka andro vitsy, dia ho faty io, nefa tsy amin'ny fahatezerana, na amin'ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitsangana handimby azy indray ny iray izay hampandeha mpampahory ho any amin’izay faritra tsara indrindra amin’ny fanjakany; ary rehefa afaka andro vitsy dia ho faty io, nefa tsy amin’ny fahatezerana na amin’ny ady.
malagasy