Daniel 11:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy olona famingavinga indray hitsangana handimby io, izay tsy homena ny voninahitra amin’ny fitondram-panjakana; fa hiditra mangingina izy ka hahazo ny fanjakana amin’ny hafetsena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary hisy olona fanebaka handimby io mpanjaka io nefa tsy hanam-pahamendrehana hanjaka akory; fa hiditra an-tsokosoko izy ka handrombaka an-kafetsena ny fahefà-manjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; fa hiditra tsy ampoizina izy ka hahazo ny fanjakana amin'ny fahafetsena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy olona famingavinga indray hitsangana handimby io, izay tsy homena ny voninahitra amin’ny fitondram-panjakana; fa hiditra mangingina izy ka hahazo ny fanjakana amin’ny hafetsena,
malagasy