Daniel 11:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ireo miaramila betsaka dia hirohotra eo aminy ka ho resiny miaraka amin’ny mpanapaka izay vita fanekena aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny tafika tonga hamely ny taniny dia tsy hahatohitra azy fa hopotehiny; hovonoiny ho faty mbamin’ny filohan’ilay vahoakan’ny fanekempihavanana aza.
Malagasy Bible 1865
ary ireo miaramila toy ny safotra no hindaosina hiala eo anatrehany sady ho resiny mbamin'ny andriana vita fanekena aminy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ireo miaramila betsaka dia hirohotra eo aminy ka ho resiny miaraka amin’ny mpanapaka izay vita fanekena aminy.
malagasy
ary ireo miaramila toy ny safotra no hindaosina hiala eo anatrehany sady ho resiny mbamin'ny andriana vita fanekena aminy koa.[Heb. sandrin'ny safotra]