Daniel 11:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita fanekena aminy io dia hampiasa fitaka; hiakatra izy ka hahery na dia vitsy aza ny olona entiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampiasa ireo fifanarahana natao taminy izy mba hamitapitahana; ka hitombo hatrany ny heriny, na dia olom-bitsy aza no ho mpomba azy.
Malagasy Bible 1865
Eny, rehefa mifanaiky aminy io, dia hanao fitaka; fa hiakatra izy ka hahery, na dia vitsy aza ny olona entiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita fanekena aminy io dia hampiasa fitaka; hiakatra izy ka hahery na dia vitsy aza ny olona entiny.
malagasy
Eny, rehefa mifanaiky aminy io, dia hanao fitaka; fa hiakatra izy ka hahery, na dia vitsy aza ny olona entiny.