Daniel 11:25 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampiasa ny heriny sy ny hafanam-pony mba hamelezana ny mpanjakan’ny atsimo amin’ny miaramila maro izy; ny mpanjakan’ny atsimo kosa dia hanafika ka hitondra miaramila maro sady tena mahery; nefa tsy hahajanona izy satria hisy hamoron-tsaina hamely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary hasesiky ny heriny sy ny hambompony izy ka hombàn-tafika lehibe no hiroso hamely ny mpanjaka ao atsimo; ary io mpanjaka ao atsimo io dia hioman-kiady miaraka amina tafika goavana sy matanjaka tokoa, kanjo tsy hahatohitra satria hanaovana teti-dratsy hahavoa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hanaitra ny heriny sy ny fony izy hamely ny mpanjakan'ny atsimo amin'ny miaramila maro; ary ny mpanjakan'ny atsimo kosa hanafika mitondra miaramila maro sady mahery indrindra; nefa tsy hahajanona izy, satria hisy hamoron-tsaina hamely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampiasa ny heriny sy ny hafanam-pony mba hamelezana ny mpanjakan’ny atsimo amin’ny miaramila maro izy; ny mpanjakan’ny atsimo kosa dia hanafika ka hitondra miaramila maro sady tena mahery; nefa tsy hahajanona izy satria hisy hamoron-tsaina hamely azy.
malagasy