Daniel 11:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany dia hanenika sy hanafotra ny tany ka maro ny faty hiampatrampatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay olona akaiky azy ihany no hanapotika azy; ka ho resim-pahavalo ny tafiny, ary ho marobe ny faty hiampatrampatra.
Malagasy Bible 1865
Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany hanerana toy ny safotra, sady maro ny faty hiampatrampatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany dia hanenika sy hanafotra ny tany ka maro ny faty hiampatrampatra.
malagasy