Daniel 11:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fon’ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta hanao ratsy; eo an-databatra iray no hiresahany lainga. Nefa tsy hahomby izany fa hisy farany amin’ny fotoana voafetra ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo mpanjaka roa ireo dia samy haniry hanao ratsy ao am-pony avy ka hifampiresaka lainga eo amin’ny latabatra iray; nefa tsy hahomby izany satria amin’ny fotoanandro voatendry ihany no hiafaran’ny raharaha.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fon'ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta-hanao ratsy, ary eo an-databatra iray no hiresahany lainga; nefa tsy hambinina izany; fa ny farany dia ho amin'ny fotoana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fon’ireo mpanjaka roa ireo dia samy ta hanao ratsy; eo an-databatra iray no hiresahany lainga. Nefa tsy hahomby izany fa hisy farany amin’ny fotoana voafetra ihany.
malagasy