Daniel 11:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiverina ho any amin’ny taniny mitondra harena be izy; ny fony anefa dia hanohitra ny fanekena masina; hataony izany dia hiverina ho any amin’ny taniny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hiverina any amin’ny taniny mitondra harembe ilay mpanjaka ao avaratra; ka hanatanteraka izay nokasainy hanoherana ny fanekempihavanana masina izy, vao hody any amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary hiverina ho any amin'ny taniny mitondra harena be izy; koa ny fony dia hanohitra ny fanekena masina; ary hahefa sy hiverina ho any amin'ny taniny izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiverina ho any amin’ny taniny mitondra harena be izy; ny fony anefa dia hanohitra ny fanekena masina; hataony izany dia hiverina ho any amin’ny taniny izy.
malagasy