Daniel 11:29 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fotoana voatendry dia ho lasa mianatsimo indray izy; nefa ny farany dia tsy ho toy ny voalohany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fotoana voatendry, dia hiverina any atsimo indray izy, nefa tsy hizotra tahaka ny tamin’ny voalohany ny fanafihana amin’ity farany ity.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fotoana dia ho lasa mianatsimo indray izy; nefa ny farany tsy ho toy ny voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fotoana voatendry dia ho lasa mianatsimo indray izy; nefa ny farany dia tsy ho toy ny voalohany;
malagasy
Amin'ny fotoana dia ho lasa mianatsimo indray izy; nefa ny farany tsy ho toy ny voalohany;