Daniel 11:3 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy mpanjaka mahery hitsangana ka hanapaka amin’ny fahefana lehibe sady hanao araka izay sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hisy mpanjaka maherifo hitsangana ao Gresy ka hanapaka amin-kery lehibe ary hanao araka izay sitrapony.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy mpanjaka mahery hitsangana, izay hanapaka amin'ny fanapahana lehibe sady hanao araka izay sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy mpanjaka mahery hitsangana ka hanapaka amin’ny fahefana lehibe sady hanao araka izay sitrapony.
malagasy
Ary hisy mpanjaka mahery hitsangana, izay hanapaka amin'ny fanapahana lehibe sady hanao araka izay sitrapony.