Daniel 11:30 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho avy hamely azy ny sambon’i Kitima; dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin’ny fanekena masina; eny, hiverina izy ka hifanaraka indray amin’ireo efa mahafoy ny fanekena masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho tonga hamely azy ny sambon’i Kitima, ary ho kivy izy ka hiverin-dalàna. Hisafoaka indray izy ka hanao izay hanoherana ny fanekempihavanana masina sady hifanaraka koa amin’ireo mivadika amin’izany fanekempihavanana izany.
Malagasy Bible 1865
fa ny sambon'i Kitima ho avy namely azy, ka dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin'ny fanekena masina ka hamely; eny, hiverina izy ka hisaina ny amin'ireo efa mahafoy ny fanekena masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho avy hamely azy ny sambon’i Kitima; dia ho kivy izy ka hiverina ary hisafoaka amin’ny fanekena masina; eny, hiverina izy ka hifanaraka indray amin’ireo efa mahafoy ny fanekena masina.
malagasy