Daniel 11:32 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mivadika ny fanekena dia ho azony amin’ny fandokadokafana. Fa ny olona izay mahalala an’Andriamaniny kosa dia hahery ary hiasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izy mpanjaka mihitsy no handroboka ny olona hitsipaka ny fanekempihavanana amin’ny fandokadokafana. Nefa ny olona izay mahalala an’Andriamaniny dia hiorina mafy amin’ny fanaony;
Malagasy Bible 1865
Ary izay mivadika ny fanekena dia hambosiny amin'ny fandroboana; fa ny dona izay mahalala an'Andriamaniny kosa dia hifikitra amin'izany ka hankatò azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mivadika ny fanekena dia ho azony amin’ny fandokadokafana. Fa ny olona izay mahalala an’Andriamaniny kosa dia hahery ary hiasa.
malagasy
Ary izay mivadika ny fanekena dia hambosiny amin'ny fandroboana; fa ny dona izay mahalala an'Andriamaniny kosa dia hifikitra amin'izany ka hankatò azy.[Na: dia hahery ka hahefa]