Daniel 11:33 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay hendry ao amin’ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon’ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay hendry ao amin’ireo kosa hampianatra ny maro, saingy mandritra ny andro vitsivitsy dia ho fatin’ny sabatra na hodorana na hatao an-tranomaizina ny sasany amin’ireto mpampianatra rehefa avy norobaina.
Malagasy Bible 1865
Ary izay hendry ao amin'ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon'ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay hendry ao amin’ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon’ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy.
malagasy
Ary izay hendry ao amin'ny olona dia hampianatra ny maro; nefa ho lavon'ny sabatra sy ny lelafo sy ny famaboana ary ny fandrobana elaela ihany izy.