Daniel 11:34 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lavo izy ireo dia hahazo famonjena kely; ary maro no hikambana aminy amin’ny fihatsarambelatsihy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mandritra ireny fanenjehana ireny dia fanampiana kely monja no ho azon’ireto ampahorina, satria maro ny olona hiandany aminy noho ny fihatsarambelatsihy ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lavo izy, dia hahazo famonjena kely; ary maro no hikambana aminy amin'ny fihatsaram-belatsihy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lavo izy ireo dia hahazo famonjena kely; ary maro no hikambana aminy amin’ny fihatsarambelatsihy.
malagasy
Ary rehefa lavo izy, dia hahazo famonjena kely; ary maro no hikambana aminy amin'ny fihatsaram-belatsihy.