Daniel 11:35 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy ho lavo koa ny manantsaina, mba hizahan-toetra sy hanadiovana ary hamotsiana azy ambara-pahatongan’ny andro farany, nefa ho amin’ny fotoana voafetra ihany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hisy amin’ireo hendry ireo no ho faty mba hanadiovana sy hanatsarana ary hamotsiana ny vahoakan’Andriamanitra mandra-piavin’ny fotoana farany, satria ho tonga izany amin’ny fotoana voatondro.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy ho lavo koa ny manan-tsaina, mba hizahan-toetra sy hanadiovana ary hamotsiana azy ambara-pahatongan'ny andro farany, fa mbola ho amin'ny fotoana ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy ho lavo koa ny manantsaina, mba hizahan-toetra sy hanadiovana ary hamotsiana azy ambara-pahatongan’ny andro farany, nefa ho amin’ny fotoana voafetra ihany izany.
malagasy